Madagasikara: “Tara loatra raha efa maty izahay vao ho tonga ny fanampiana”: Ny fiantraikan’ny fiovan’ny toe-tany amin’ny zon’olombelona noho ny haitany mamely ny tapany atsimon’i Madagasikara: Famintinana

Ity tatitra ity dia manadihady ny fiantraikan’ny fiovan’ny toe-tany amin’ny zon’olombelona any atsimon’i Madagasikara tratry ny haintany. Ny faritra atsimon’ny firenena, izay fantatra amin’ny anarana hoe “Le Grand Sud”, dia iharan’ny hanoanana sy ny haintany ratsy indrindra tao anatin’ny 40 taona lasa. Ity tatitra ity dia nahatsikaritra fa vokatry ny haintany hatrany dia mitombo ny tsy fanjarian-tsakafo ao amin’ny faritra, ary ny fahazoana rano. Ity tatitra tanjona ihany koa ny hitairana ny fianakaviambe iraisam-pirenena mba handray andraikitra maika hamahana ny krizy lehibe izay ny fiovan’ny toe-tany.

Choose a language to view report

Download PDF