Madagasikara: Mba hanalefahana ny fiparitahan’ny valan’aretina COVID-19 dia tokony hahenan’ny fanjakana ny isan’ireo voafonja

Manoloana ny valan’aretina COVID-19 izay misy ankehitriny sy nohon’ny fahitana fa tena feno hipoka ny fonja dia manentana ny fitondram-panjakana Malagasy ny Amnesty International mba hijery ny fomba haingana hampihenana ny isan’ireo vofonja amin’ny alalan’ny fanafahana ireo vondron’olona sasany –indrindra fa ireo notànana am-pnja vonjimaika sy ireo marefo ka mety mora handairan’ny otrikaretina, toy ireo zokiolona syireo manana aretina mitaiza.

Choose a language to view report

Download PDF