Madagasikara: Tsy maintsy ravain’ny manam-pahefana ny didim-pitsarana manameloka an’Andriamatoa Jeannot Randriamanana mpampaneno lakolosy sady mpampianatra

Tsy maintsy manafaka avy hatrany tsy misy fepetra ny mpiaro ny zon’olombelona sady mpampianatra amin’ny sekolim-panjakana ambaratonga faharoa, Andriamatoa Jeannot Randriamanana, ny manam-pahefana ka mamafa ny didy sy manaisotra ireo vesatra iampangana azy satria tsy nanao afa-tsy nampiasa ny zony haneho hevitra malalaka izy, tsy narahina herisetra, raha niresaka tamin’ny tambazotran-tserasera mahakasika ny tsy fahaiza-mitantana sy fanodikodianana ny fanampiana tokony ho an’ireo tra-boina vokatry ny rivo-doza Batsirai sy Emnati izay nataon’ireo mpitondra fanjakana tany amin’ny Distrikan’i Nosy Varika.

Choose a language to view report

Download PDF